Ce bulletin hebdomadaire se donne pour objectif de contribuer à mieux informer la diaspora malgache, ainsi que l'opinion publique française, en particulier celle de La Réunion, sur la situation réelle qui prévaut à Madagascar, depuis le coup d'Etat de mars 2009.

 

Ny tanjona kendren'ity taratasy mivoaka isan'kerinandro ity, dia ho fandraisana anjara amin'ny fampitàna vaovao amin'ny Malagasy monina ivelan'ny Firenena sy ny vahoaka frantsay, indrindra fa ireo Malagasy eto La Réunion. Ampitaina amin'izany ny zava-misy marina iainana ao Madagasikara, nanomboka tamin'ny fandrodànam-panjakana tamin'ny volana Marsa 2009.